Andriamanitra de fitiavana

Nampidirin'i bobone | 7 Sep, 2006
bobone
Izay rehetra naterak'Andriamanitra de tia!
tia namana ! tia zavaboahary! tia fihavanana! tia eny tena tia izay rehetra ahiliky ny fiaraha-monina!
Maneho izany ny tenako satria nateraka ho hitia