Andriamanitra de fitiavana

Nampidirin'i bobone | 7 Sep, 2006
bobone
Izay rehetra naterak'Andriamanitra de tia!
tia namana ! tia zavaboahary! tia fihavanana! tia eny tena tia izay rehetra ahiliky ny fiaraha-monina!
Maneho izany ny tenako satria nateraka ho hitia

Tonga soa bobone! Fa maninona ny olona sasany no tsy milaza ny marina fa mavandy e!

Nampidirin'i bobone | 16 Mey, 2006
Ity no lahatsoratra voalohany ao amin'ny blaoginao. Azonao fafaina na ovaina ao amin'ny Toeran'ny mpandrindra ity lahatsoratra andrana ity.
Misaotra anao mampiasa ny Blaogy.